作词 : Fyozirus 作曲 : Fyozirus Mba iteny kely Aho androany, nefa... Tsy hiresaka be aho Aza mitaraina ny alahelo esory, ny ranomaso fafao Fa fiainana re zany, aza atao mahakivy, na ndraindray aza mangidy de aza mora kivy Fingana sy fankapanahy Ra mianjera enao de mitsangana mitraka fa efa izany Na ambony ny tany Na ambany ny tany Vitanao fona izany Ianao irery ihany no ahavita izany anova ny ho avy